Trano Printy Fiangonana Loterana Malagasy
Fiangonana Loterana Malagasy
Tpflm Tpflm Tpflm Tpflm Tpflm Tpflm Tpflm Tpflm Tpflm Tpflm Tpflm Tpflm Tpflm Tpflm Tpflm Tpflm Tpflm Tpflm

Teny isan´andro

Alahady faha XIII manaraka ny Trinite

Lioka 10: 33 - 37

33 Fa nisy kosa Samaritana anankiray nandeha tamin’ ny nalehany ka tonga teo aminy, ary nony nahita azy, dia onena.34 Dia nanatona izy, ka nofeheziny ny feriny, sady nasiany diloilo sy divay; dia nampitaingeniny tamin’ ny bibiny izy, ka nentiny ho any amin’ ny tranom-bahiny, dia notsaboiny.35 Ary nony ampitson’ iny, dia naka denaria roa izy, ka nomeny ny tompon’ ny tranom-bahiny, sady nanao taminy hoe: Tsaboy izy; ary na hoatrinona na hoatrinona no laninao mihoatra noho ireto dia honerako, rehefa miverina aho.36 Iza moa amin’ izy telo lahy no ataonao ho naman’ ilay azon’ ny jiolahy?37 Ary hoy izy: Ilay niantra azy. Dia hoy Jesosy taminy: Mandehana hianao, ka mba manaova toy izany koa.

 


Ny Asa´ Trano Printy

  Katalogy

Ny fanabeazana Tandrify
Ny Fanabeazana tandrify
Mpanoratra :Georgette RANDRIANARIMANANA
3 600 Ariary
Noely Mampifoha
Noely Mampifoha
Mpanoratra :Julien ANDRIANAIVOSOA
2 200 Ariary
Mofom-panahy
Mofom-panahy
Mpanoratra :Mofom-panahy
1 000 Ariary
Mitoria ny filazantsara
Mitoria ny Filazantsara
Mpanoratra :Dr A. RAMIARAMANANA
2 000 Ariary
Manatratra ny loka
Manatratra ny Loka
Mpanoratra :Daniel GODFRIED
1 700 Ariary
Manatona ny fahazavana
Manatona ny fahazavana
Mpanoratra :Daniel Gyane GODFRIED
1 700 Ariary
Loharano Miafina
Loharano Miafina
Mpanoratra :G. E. BURTON
2 400 Ariary
Ny fon-janak'olombelona
Ny fon-janak’olombelona
Mpanoratra :Nadikan'dRAZANAJOHARY
1 700 Ariary
Ny teolojian'i Lotera
Ny Teolojian’i Lotera
Mpanoratra :Dr CARL Fredrik
5 300 Ariary
Fa mpamonjy no teraka ho anareo anio
Fa Mpamonjy no teraka ho anareo anio
Mpanoratra :RAJAONERA Clement Roger
1 900 Ariary
Dogmatika tsotra
Dogmatika Tsotra
Mpanoratra :J. TANNER
3 300 Ariary
Andeha izaha
Andeha Izaha
Mpanoratra :Jean RABEMANAHAKA
3 300 Ariary
Fianarana soratra masina
Fianarana Soratra Masina ho an’ny Ankizy
Mpanoratra :Rtoa Gura Trina AASLID
2 900 Ariary
Tezitra Andriamanitra
Tezitra Andriamanitra
Mpanoratra :Jean BARISOLO
1 700 Ariary
lamba sy loko
Lamba sy Loko Litorjika
Mpanoratra :Pastora Malvin TOMREN
2 000 Ariary